3F (Fanilo Midera an'i Ziona(F.M.Z))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa hifarana ny andro
Hifarana ny etÿ
Hiova loko ilay masoandro
Hiova ,vaovao
Manakaiky,
Hatomotra
Ny faran'ny zava-drehetra
Hararaoty izao anio izao

Finoana tononkira.serasera.org
Jesô maty ho Anao
Fanantenana ilay
Fianam-baovao
Fitiavana no naha, toy izao anao
Koa mifankatiava doria
Mandrakizay

Aoka ho fantatrao
Fa any am-parany any
Dia hisy andro maha-ory
Ka ny olona ho tia tena
Dia ny olona ho tia vola
Ho mpandoka qalqkf tena
Ho lasa miavonavona
Dia cuzsvgju miteny ratsy
Tsy manoha ray bxyxmc sy reny

Finoana
Jesô maty ho Anao
Fanantenana ilay
Fianam-baovao
Fitiavana no naha, toy izao anao
Koa mifankatiava doria
Mandrakizay

A/C:Andrisoa Rivolala 2018

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Fanilo Midera an'i Ziona(F.M.Z)
Visites : 747
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rivolala
Date : 05/08/2024 12:40
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0271