Mbola ianao (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Misaotra)
Tiako sady sarobidy ho ahy
Ny fitiavana nasehonao
Foana sy nisinda ny ahiahy
Fa efa eo ianao
Toky sy hery ho ahy (tokoa)
Tsy mba nanampiovana ianao
Matotra tamin’izay natao
Namana azo antoka tokoa ianao
Fifaliako koa
Sakaiza tsy mba mandao
Ieieee ownhtq ...
Faly aho
Fa hatramin’izao zewfhvp ianao dia mbola ianao
Tretrika aho
Notanterahinao izay tononkira.serasera.org tiako atao
Sambatra aho
Tsy mba nisy izay fanitsahanao lmfsluoi ahy
Misaotra anao ... ô!
Ny irariana koa
Dia mba ho izany foana moa
Tiako sady sarobidy ho ahy ...
Faly aho ...
Tiako sady sarobidy ho ahy
Ny fitiavana nasehonao
Foana sy nisinda ny ahiahy
Fa efa eo ianao
Toky sy hery ho ahy (tokoa)
Tsy mba nanampiovana ianao
Matotra tamin’izay natao
Namana azo antoka tokoa ianao
Fifaliako koa
Sakaiza tsy mba mandao
Ieieee ownhtq ...
Faly aho
Fa hatramin’izao zewfhvp ianao dia mbola ianao
Tretrika aho
Notanterahinao izay tononkira.serasera.org tiako atao
Sambatra aho
Tsy mba nisy izay fanitsahanao lmfsluoi ahy
Misaotra anao ... ô!
Ny irariana koa
Dia mba ho izany foana moa
Tiako sady sarobidy ho ahy ...
Faly aho ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 11633
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 07/02/2004 12:38
