Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mbola ianao (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Misaotra)
Tiako sady sarobidy ho ahy
Ny fitiavana lpnzkji nasehonao
Foana sy nisinda ny ahiahy
Fa efa eo ianao
Toky sy hery ho ahy (tokoa)
Tsy mba nanampiovana ianao
Matotra tamin’izay natao
Namana azo antoka tokoa ianao
Fifaliako kkoyl koa
Sakaiza tsy mba mandao
Ieieee ...
Faly aho
Fa hatramin’izao rtvlx ianao dia mbola tononkira.serasera.org ianao
Tretrika aho
Notanterahinao izay tiako atao
Sambatra aho
Tsy mba nisy izay fanitsahanao ahy
Misaotra anao ... ô!
Ny irariana koa
Dia mba ho izany foana moa
Tiako sady sarobidy ho ahy ...
Faly aho ...
Tiako sady sarobidy ho ahy
Ny fitiavana lpnzkji nasehonao
Foana sy nisinda ny ahiahy
Fa efa eo ianao
Toky sy hery ho ahy (tokoa)
Tsy mba nanampiovana ianao
Matotra tamin’izay natao
Namana azo antoka tokoa ianao
Fifaliako kkoyl koa
Sakaiza tsy mba mandao
Ieieee ...
Faly aho
Fa hatramin’izao rtvlx ianao dia mbola tononkira.serasera.org ianao
Tretrika aho
Notanterahinao izay tiako atao
Sambatra aho
Tsy mba nisy izay fanitsahanao ahy
Misaotra anao ... ô!
Ny irariana koa
Dia mba ho izany foana moa
Tiako sady sarobidy ho ahy ...
Faly aho ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 11270
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 07/02/2004 12:38
