sigarako (Teboka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy ireo manaratsy ny hatsaranao
Tia aho mantsy ny fitiavako anao
Fa ny tsy hainy fa haiko rehefa miasa ny saiko
Mifoka kely anao dia azoko ny aiko
Tsy omeko tsiny angamba ireo milaza
Hoe izaho adala toy ny efa gadra
Hoe ianao mamono haiko tsara raha iny
F'avelao aho hifaly samy manana ny tiany
Ref:
Voagenao ny foko ka tsy afa-mandeha
Vao mifoha dia te hifokafoka hasambarana ve
Tena tsy te hiala mbola matsiro anie
Tsy foiko ianao, tian'ny molotro ianao
Manimb'ahy tsikelikely fa mbola tiako
Indraindray aho kofina kely fa mbola lanina
Na hisy hitsikera dia tsy rarahiako
Makamaka kely aho alohan'ny handriana
Dia miaraka eny isika tsy nifankafoy
Indrindra rehefa mangatsiaka dia eo indray aloha mba tononkira.serasera.org foy
Tena azonao tamin'ny fomba tsy haiko
Ianao indraindray fanafody fa tsy poizina ho ahy
Ref: .......
Dia toy izany, izany ny fitiavako yzelty an'i ndry
Oh efvql ry tiako
Na hafaty ahy aleo ho any
Fa raha mbola ho an'i ndry dia hiafiako
Tsy hatsiarovan-tena fa jambena
Raha mijery anao
Tsy ho reraka aho ny hiteny ombieny ombieny hoe
Ref: payxjn .......

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TebokaVangy : 35
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MiradoAndrian
Daty : 24/06/2026 17:24