Silam-panahy (Teboka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Diavola-manjopika manazava ahyMahatonga ahy hitsikitsiky sy ho sahisahy
Ka tsy ho reraka na sendra ady mahamaivay
Satria ny fitiavanao ry tiko no manosika ahy
Misy anao matoa aho mahery
Mikarakara ahy isan'andro toy ny anjely kely
Fantatrao, hainao tsianjery
Hoe matoa aho mitsiky de ho anao irery
Misy anao matoa aho mahery
Mikarakara ahy isan'andro toy ny anjely kely
Fantatrao, hainao tsianjery
Hoe matoa aho mbola mitsiky de ho anao irery
Tsy tokana iaho raha mandeha
Misy mitia aho miantso hoe
Oh! ry malalako oh!
Ka na farofy aho na hijaly
Tsy ho reko akory na marary
Fihininao aho de toa sitrana ihany
Misy anao matoa aho mahery
Mikarakara ahy isan'andro toy ny anjely kely
Fantatrao, hainao tsianjery
Hoe matoa aho mitsiky de ho anao irery
Misy anao matoa aho mahery
Mikarakara ahy isan'andro toy ny anjely kely
Fantatrao, hainao tsianjery
Hoe matoa aho mbola mitsiky de ho anao irery
Ohhhhh!
Misy anao matoa aho mahery
Mikarakara ahy toy ny anjely kely
Na farofy na hijaly na marary na tomany
Fihininao aho dia sitrana ihany

Ry silam-panahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TebokaVangy : 180
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Mah0Finaritra
Daty : 27/07/2024 12:07