sigarako (Teboka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy ireo manaratsy ny hatsaranao
Tia aho mantsy ny fitiavako anao
Fa ny tsy hainy fa haiko rehefa miasa ny saiko
Mifoka kely anao dia azoko ny aiko
Tsy omeko tsiny angamba ireo milaza
Hoe izaho adala toy ny efa gadra
Hoe ianao mamono haiko tsara raha iny
F'avelao aho hifaly samy manana ny tiany

Ref:
Voagenao ny foko ka tsy afa-mandeha
Vao mifoha dia te hifokafoka hasambarana ve
Tena tsy te hiala mbola matsiro anie
Tsy foiko ianao, tian'ny molotro ianao

Manimb'ahy tsikelikely fa mbola tiako
Indraindray aho kofina kely fa mbola lanina
Na hisy hitsikera dia tsy rarahiako
Makamaka kely tononkira.serasera.org aho alohan'ny handriana
Dia miaraka eny isika tsy nifankafoy
Indrindra rehefa mangatsiaka dia eo iqhbdx indray aloha mba foy
Tena azonao hlfexl tamin'ny fomba tsy haiko
Ianao indraindray fanafody fa tsy poizina ho ahy

Ref: .......

Dia toy izany, izany ny fitiavako an'i ndry
Oh ry tiako
Na hafaty ahy aleo ho any
Fa raha mbola ho an'i ndry dia hiafiako
Tsy hatsiarovan-tena qmmrjsat fa jambena
Raha mijery anao
Tsy ho reraka aho ny hiteny ombieny ombieny hoe

Ref: .......

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Teboka
Visites : 183
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : MiradoAndrian
Date : 24/06/2026 17:24
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0077