Hihira aho (Nivo & Serge Rahoerson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dodona tononkira.serasera.org ery nlgq tsy mahalala ora
Maika hifoha tsy miandry maraina
Tsy rano tsy vary an-kibo fa maika
Rehefa ianao sy ny hira no aleha
Hihira aho ho anao
Fa mamiko ny hira ho anao
Tsy tsaroana intsony nmyyyl ny fotoana lany
Mivadika ny andro nefa io cqdxbn eo ihany
Raha ianao sy ny hira no manao fotoana
Tsy ho lavitra ahy fa hitoetra foana
Maika hifoha tsy miandry maraina
Tsy rano tsy vary an-kibo fa maika
Rehefa ianao sy ny hira no aleha
Hihira aho ho anao
Fa mamiko ny hira ho anao
Tsy tsaroana intsony nmyyyl ny fotoana lany
Mivadika ny andro nefa io cqdxbn eo ihany
Raha ianao sy ny hira no manao fotoana
Tsy ho lavitra ahy fa hitoetra foana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Nivo & Serge RahoersonVangy : 4201
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 02/05/2015 13:02
