MATOKIA (Anyah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matokia fa ho avy indray
Ilay andro krdmsp izay
Hiarahantsika mjwodl roa

Foko tia
Manantena ny fitiavana
Tsy hivadika doria

Ny alahelo anao
Ireo tomany
Sentosento lava izao
Tsy hisy intsony

Eo tononkira.serasera.org ianao
Eo anilako eo
Mifarana qygva ny sento sy toreo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Anyah
Vangy : 9668
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mimi1
Daty : 05/12/2003 21:51
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0112