Feo roa (Nanie)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho inontsika jrlggxi moa ny andro izay mandalo
Raha ny rivotra mifafy no tsy hitondra kalo
Hanambatra ny nofy ho tonga hasambarana
Ho tononkira.serasera.org ankafizintsika ka tsy hisy fitsaharana

Ho inontsika moa ny ampitso raha mivazo
Raha ho maina dieny izao ireto voninkazo
Izay notiavintsika ka lasa namololona
Tsara kolokolo ka tsiriritin’olona

Fa ianao no amiko izaho no aminao
Isika no miaraka mozika tsotra izao
Fa tonony sy feo tsy mahay misaraka
Na tsiky na tomany no miraraka
Mahavelon’aina ny hira izay hiraina

Ho inontsika moa ny ydmcje andron’ny maraina
raha mitampifi hatrany ny kalo izay hiraina
Fa ianao no amiko izaho no aminao
Isika no miaraka mozika tsotra izao

(Mpamorona: Fanja Andriamanantena -
Mpihira: Nanie sy lkedaw Lalie)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nanie
Vangy : 32217
Mpankafy : 4 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 01/02/2004 03:57
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0106