Mariazy (José sy Tahina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy eswtpyjy hanindroa tsy hanampaharoa
Izao andro anio izao
Tsy mandry roa ela tononkira.serasera.org niandrasana koa
Ny andro ijdjgkw iray ifaliana indray.

Eto anatrehan’Andriamanitra
No hanekeko anao ho vadiko
Ka na mora na ho sarotra aza
Ho tia sy hanaja anao.

Finidiko, hiara-dalana koa
Ianao, ianao yxwcp dia ianao
Hifanasoa, hifankatia isika roa
Fo iray ho mandrakizay.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : José sy Tahina
Vangy : 10542
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/03/2015 22:47
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.049