Hay teo foana i Kristy (J. Ranjarison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fatra-pitady tononkira.serasera.org hafaliana taloha aho tamin-java-boarara
Ka zdiaeunx notsiniako ireo loza mpahazo ahy tety an-tany.
Niraiki-po tamin'ny tany aho mandra-pianjerako nitsirara
Tamin'io indrindra anefa no yvwxoww niantso ahy ilay Mpiandry Tsara

Ref.
Hay teo foana i Kristy
Hay teo foana unzfxawn i Kristy
Niandry ahy izay nania
Hay teo foana i Kristy


Tsy hitako intsony rendrarendra izay namitaka ahy
Haiko izao ny lalan-tsara ka hizotra aho tsy amin'ahiahy
Ny fiainako isanandro miaraka aminy dia mamy ery
o, indrisy raha fantatrao tsy nampiandrasiko mihitsy i Kristy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : J. Ranjarison
Vangy : 6332
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 18/12/2011 14:19
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0114