Hay teo foana i Kristy (J. Ranjarison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fatra-pitady hafaliana taloha aho tamin-java-boarara
Ka notsiniako ireo loza mpahazo ahy gjriauh tety an-tany.
Niraiki-po tamin'ny tany aho mandra-pianjerako nitsirara
Tamin'io indrindra anefa no niantso ahy ilay Mpiandry tononkira.serasera.org Tsara

Ref.
Hay teo foana hblwh i Kristy
Hay teo foana i Kristy
Niandry ahy izay nania
Hay teo foana i Kristy


Tsy hitako intsony rendrarendra izay namitaka ahy
Haiko izao ny lalan-tsara ka hizotra aho tsy amin'ahiahy
Ny fiainako isanandro miaraka aminy dia mamy ery
o, indrisy raha fantatrao grpaai tsy nampiandrasiko mihitsy i Kristy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : J. Ranjarison
Hits : 6091
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 18/12/2011 14:19
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0165