andro farany (Allkiniah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) may ny tontolo,simba daholo
ireo iza rehetra mba efa najoro
ady ny aty, feom-basy ny ary
ka izany kiep ve no iainana ety
ref: toa rava teo ilay tononkira.serasera.org paradisa
izay nantenainao hatrizay
potika xygh sy rotika
2) ny orana zyft tsy milatsaka
fa hisolo kotro-baratra
ny aizina tsy ho levona
fa zavona no nandrakotra
hitselatra ny vodilanitra
ny avelo rehetra mbola hitsangana
ireo iza rehetra mba efa najoro
ady ny aty, feom-basy ny ary
ka izany kiep ve no iainana ety
ref: toa rava teo ilay tononkira.serasera.org paradisa
izay nantenainao hatrizay
potika xygh sy rotika
2) ny orana zyft tsy milatsaka
fa hisolo kotro-baratra
ny aizina tsy ho levona
fa zavona no nandrakotra
hitselatra ny vodilanitra
ny avelo rehetra mbola hitsangana
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : AllkiniahVangy : 5306
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lesh
Daty : 10/06/2015 10:38
