Olombelona aho Tompo (Vetson-kira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Olombelona aho tompo!
Tsy mendrika cnbrn ny hanonona ny anaranao
Nefa oackour fa vonona tononkira.serasera.org aho hanompo
Mifona aho Tompo mibebaka hatramin'izao
O ry Tompo be fitia
Mba tantanonao ny dia
Fantatrao f'efa nania ny olonao Tety
Ankehitriny O! mamela ny heloko izay vitako!
O!mamela O!mamela ny heloko
Faniriako ry Tompo miankina
An-tratranao ry Tompo o!
Mba omeo fo madio ahahaizako hibanjina isfxg ny tavanao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vetson-kiraVisites : 15034
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rixman
Date : 24/11/2018 10:56