Raoziko (Ratary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Finaritra tokoa hbea aho fa tojo ilay olon-tiako
Vonikazo tsara loko mameno ny fiainako
Manasitrana alahelo, raozy iray mamerovero
Sary vita fantsika ato am-poko
yaeeh
Fitiavako anao malala oh
Oyah!!
Tsy haiko hafenina f'efa voaporofo
yaheeh
Efa lasanao izao ny tontoloko
Oyah!!
Na maro ny olana mitranga
Tsy misy izay tsy ho voavaha
Fitiavana efa tsara lanja
Efa tsara fatotra
Manasitrana alahelo raozy iray mamerovero
Raozy iray manasitrana acmax ny tononkira.serasera.org aleheloko
ianao efa fenonao tjnbl izao ny tontoloko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RataryVangy : 1958
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/03/2015 20:18