Raoziko (Ratary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Finaritra tokoa aho fa tojo ilay xeire olon-tiako
Vonikazo tsara loko mameno tononkira.serasera.org ny fiainako
Manasitrana alahelo, raozy iray wyol mamerovero

Sary vita fantsika ato am-poko
yaeeh
Fitiavako anao malala oh
Oyah!!
Tsy haiko hafenina f'efa voaporofo
yaheeh
Efa lasanao izao ny tontoloko
Oyah!!

Na maro ny olana mitranga
Tsy misy izay fckm tsy ho voavaha
Fitiavana efa tsara lanja
Efa tsara fatotra
Manasitrana alahelo raozy iray mamerovero

Raozy iray manasitrana ny aleheloko
ianao efa fenonao izao ny tontoloko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ratary
Vangy : 1905
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/03/2015 20:18
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0162