Raoziko (Ratary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Finaritra tokoa aho fa tojo ilay olon-tiako
Vonikazo tsara loko mameno ny fiainako
Manasitrana alahelo, raozy iray mamerovero
Sary vita fantsika ato am-poko
yaeeh
Fitiavako anao malala oh
Oyah!!
Tsy haiko hafenina xchq f'efa voaporofo
yaheeh
Efa tononkira.serasera.org lasanao izao ny tontoloko
Oyah!!
Na maro ny olana mitranga
Tsy misy izay tsy ho voavaha
Fitiavana efa tsara lanja
Efa tsara fatotra
Manasitrana mpvkbnga alahelo pfmthpbe raozy iray mamerovero
Raozy iray manasitrana ny aleheloko
ianao efa fenonao izao ny tontoloko
Vonikazo tsara loko mameno ny fiainako
Manasitrana alahelo, raozy iray mamerovero
Sary vita fantsika ato am-poko
yaeeh
Fitiavako anao malala oh
Oyah!!
Tsy haiko hafenina xchq f'efa voaporofo
yaheeh
Efa tononkira.serasera.org lasanao izao ny tontoloko
Oyah!!
Na maro ny olana mitranga
Tsy misy izay tsy ho voavaha
Fitiavana efa tsara lanja
Efa tsara fatotra
Manasitrana mpvkbnga alahelo pfmthpbe raozy iray mamerovero
Raozy iray manasitrana ny aleheloko
ianao efa fenonao izao ny tontoloko
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RataryHits : 1904
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 28/03/2015 20:18
