Sipa be vinany (zovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isanandro izao ianao dia alimbe vao mody
Mivoaka ny trano mandeha mibalady
Tsy miraharaha, tsy mivaky loha, ouh
Ny hirevy ihany izay no ao an-doha
REF:
epgzyika Izay ny fiainanao, hatramizao
Tsy mety miova fa manimba tena
Sipa be vinany e, oai oai oai uucmqfev eee
Fanetry be ny tany e, oai oai oai eee
Sipa be vinany e, oai oai oai eee
Misy manontany e, an an an
I dada sy i neny ary tsy mahalala
Hoe ny zanany aty misary tononkira.serasera.org adala
Misotrosotro, mifokafoka
Rehefa afa-po dia jshxchbn mandeha miloka
REF*2 :
Izay ny fiainanao, hatramizao
Tsy mety miova fa manimba tena
Sipa be vinany e, oai oai oai eee
Fanetry be ny tany e, oai oai oai eee
Sipa be vinany e, oai oai oai eee
Misy manontany e, an an an
Mivoaka ny trano mandeha mibalady
Tsy miraharaha, tsy mivaky loha, ouh
Ny hirevy ihany izay no ao an-doha
REF:
epgzyika Izay ny fiainanao, hatramizao
Tsy mety miova fa manimba tena
Sipa be vinany e, oai oai oai uucmqfev eee
Fanetry be ny tany e, oai oai oai eee
Sipa be vinany e, oai oai oai eee
Misy manontany e, an an an
I dada sy i neny ary tsy mahalala
Hoe ny zanany aty misary tononkira.serasera.org adala
Misotrosotro, mifokafoka
Rehefa afa-po dia jshxchbn mandeha miloka
REF*2 :
Izay ny fiainanao, hatramizao
Tsy mety miova fa manimba tena
Sipa be vinany e, oai oai oai eee
Fanetry be ny tany e, oai oai oai eee
Sipa be vinany e, oai oai oai eee
Misy manontany e, an an an
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : zovyVangy : 3114
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : helico
Daty : 06/05/2022 14:21
