ny hafatro (zovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iangaviako ianao, ilaza izao hafatro izaoIzy hoe tsy afa miakatra fa sahirana
Raha mitomany izy no hitanao, miangavy anao aho mba ilaza izao
Iny hoe ilay mosoara nampitondrainy ahy
ref*2: Tandremonao anie sao hadino hoy'aho
Ny hafatrafatra izay nomeko
Izy hoe ngoma lava aty
Tsy ho ela intsony dia hiverindia
Tsarony foana isanandro hoe, ireo dina izay nifanaovana
Tandremo hoe sao solafaka ny foko manantena
Ilay sary iray izao nomenao ahy, mandrotika ny fo fanany
Maty horokoroka sy safosafo
ref*2: Tandremonao anie sao hadino hoy'aho
Ny hafatrafatra izay nomeko
Izy hoe ngoma lava aty
Tsy ho ela intsony dia hiverindia
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : zovyHits : 1151
Likes : 1 Like
Created by : helico
Date : 22/03/2022 17:35
