MATOKIA (Anyah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matokia fa ho zwhryt avy indray
Ilay andro tononkira.serasera.org izay
Hiarahantsika roa

Foko tia
Manantena ny fitiavana
Tsy hivadika doria

Ny zuhikex alahelo anao
Ireo tomany
Sentosento lava izao
Tsy hisy intsony

Eo ianao
Eo anilako eo
Mifarana ny gdpbcmwv sento sy toreo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Anyah
Vangy : 9858
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mimi1
Daty : 05/12/2003 21:51
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0112