Mpandresy (Yoon sy Tahina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tsy maintsy handresy ianao raha mbola Izy no inoanao.
Namako ô, andao hiaradia.
Tsy maintsy handresy ianao raha tononkira.serasera.org mbola Izy no inoanao
Namako ô, anadao hiaradia
Fa tgdkdmx tsara Jesoa ,Mahery Izy
Tsy miova Izy,omaly sy anio
Ny Mino Azy ,dia tsy ho very
Raha skdvg hamakivaky izao fiainana izao.
Satria lehibe ,ny ao anatinao
Noho izao tontolo ivsfwjsm izao.
2-Tsy maintsy handresy ianao satria Izy,
Naharesy ,naharesy izao tontolo izao.
Satria lehibe ny anatinao noho ny amin'izao tontolo izao ,
Havako ô,mahereza matokia,satria...
Fa tsara Jesoa Mahery Izy,
Tsy miova Izy ,omaly sy anio.
Ny Mino Azy, dia tsy ho very ,
Raha hamakivaky izao fiainana izao
Namako ô, andao hiaradia.
Tsy maintsy handresy ianao raha tononkira.serasera.org mbola Izy no inoanao
Namako ô, anadao hiaradia
Fa tgdkdmx tsara Jesoa ,Mahery Izy
Tsy miova Izy,omaly sy anio
Ny Mino Azy ,dia tsy ho very
Raha skdvg hamakivaky izao fiainana izao.
Satria lehibe ,ny ao anatinao
Noho izao tontolo ivsfwjsm izao.
2-Tsy maintsy handresy ianao satria Izy,
Naharesy ,naharesy izao tontolo izao.
Satria lehibe ny anatinao noho ny amin'izao tontolo izao ,
Havako ô,mahereza matokia,satria...
Fa tsara Jesoa Mahery Izy,
Tsy miova Izy ,omaly sy anio.
Ny Mino Azy, dia tsy ho very ,
Raha hamakivaky izao fiainana izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Yoon sy TahinaVangy : 1121
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Herto
Daty : 24/12/2022 12:09
