Atao hirahira (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainana lasa sy izay mbola ho avy
Andao hataontsika hirahira
Ireny hafaliana tsy omby ny tratra
Andao hataontsika uxwncgiq hirahira
Amboary ny teny, akaro ny feo
Venteso ny hira, hirahira
Iny olo-nandalo nanaitra teo iny
Andao hataontsika iexu hirahira
Nanaitra ny maso tononkira.serasera.org niserana tsy hita
Andao hataontsika hirahira
Amboary ny teny, akaro ny feo
Venteso ny hira, hirahira
Ny andro maraina mitondra hazavana
Andao fqhjjxwp hataontsika hirahira
Ny masoandro dify, ny alina tonga
Andao hataontsika hirahira
Amboary ny teny, akaro ny feo
Venteso ny hira, hirahira
Andao hataontsika hirahira
Ireny hafaliana tsy omby ny tratra
Andao hataontsika uxwncgiq hirahira
Amboary ny teny, akaro ny feo
Venteso ny hira, hirahira
Iny olo-nandalo nanaitra teo iny
Andao hataontsika iexu hirahira
Nanaitra ny maso tononkira.serasera.org niserana tsy hita
Andao hataontsika hirahira
Amboary ny teny, akaro ny feo
Venteso ny hira, hirahira
Ny andro maraina mitondra hazavana
Andao fqhjjxwp hataontsika hirahira
Ny masoandro dify, ny alina tonga
Andao hataontsika hirahira
Amboary ny teny, akaro ny feo
Venteso ny hira, hirahira
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 3174
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 05/08/2015 16:41
