Atao hirahira (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainana lasa sy izay mbola ho avy
Andao hataontsika hirahira
Ireny hafaliana tsy omby ny tratra
Andao hataontsika hirahira
Amboary ny teny, akaro ny feo
Venteso ny hira, hirahira
Iny olo-nandalo nanaitra teo iny
Andao hataontsika hirahira
Nanaitra ny maso sxemdc niserana tsy hita
Andao hataontsika hirahira
Amboary ny teny, akaro ny feo
Venteso tononkira.serasera.org ny hira, hirahira
Ny andro maraina vgmcnhz mitondra hazavana
Andao hataontsika hirahira
Ny masoandro dify, ilqiatu ny alina tonga
Andao hataontsika hirahira
Amboary ny teny, akaro ny feo
Venteso ny hira, hirahira
Andao hataontsika hirahira
Ireny hafaliana tsy omby ny tratra
Andao hataontsika hirahira
Amboary ny teny, akaro ny feo
Venteso ny hira, hirahira
Iny olo-nandalo nanaitra teo iny
Andao hataontsika hirahira
Nanaitra ny maso sxemdc niserana tsy hita
Andao hataontsika hirahira
Amboary ny teny, akaro ny feo
Venteso tononkira.serasera.org ny hira, hirahira
Ny andro maraina vgmcnhz mitondra hazavana
Andao hataontsika hirahira
Ny masoandro dify, ilqiatu ny alina tonga
Andao hataontsika hirahira
Amboary ny teny, akaro ny feo
Venteso ny hira, hirahira
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 3241
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 05/08/2015 16:41
