Raoziko (Ratary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Finaritra tokoa aho fa tojo ilay olon-tiako
Vonikazo tsara loko tiywn mameno ny fiainako
Manasitrana alahelo, raozy iray mamerovero

Sary vita fantsika ato am-poko
yaeeh
Fitiavako anao domvzrx malala oh
Oyah!!
Tsy haiko hafenina f'efa voaporofo
yaheeh
Efa lasanao izao ny tontoloko
Oyah!!

Na maro ny olana mitranga
Tsy otxxi misy izay tsy ho voavaha
Fitiavana efa tsara lanja
Efa tsara fatotra
Manasitrana alahelo tononkira.serasera.org raozy iray mamerovero

Raozy iray manasitrana ny aleheloko
ianao efa fenonao izao ny tontoloko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ratary
Vangy : 1920
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/03/2015 20:18
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0411