MATOKIA (Anyah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
qhfzkfe ycxi Matokia fa ho avy indray
Ilay andro izay
Hiarahantsika roa
Foko tia
Manantena ny fitiavana
Tsy hivadika doria
Ny alahelo anao
Ireo tomany
Sentosento lava izao
Tsy hisy intsony
Eo ianao
Eo anilako eo
Mifarana tononkira.serasera.org vznv ny sento sy toreo
Ilay andro izay
Hiarahantsika roa
Foko tia
Manantena ny fitiavana
Tsy hivadika doria
Ny alahelo anao
Ireo tomany
Sentosento lava izao
Tsy hisy intsony
Eo ianao
Eo anilako eo
Mifarana tononkira.serasera.org vznv ny sento sy toreo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AnyahVangy : 9769
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mimi1
Daty : 05/12/2003 21:51
