Fahatsiarovana (Rasamy Gitara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako tsy mety hadinon'ny saiko
Ny zava-niserana fony tanora
Toa aloka fotsiny nefa tononkira.serasera.org voaraiko
Nantsoin'ny nofy mamelona akora
Toa zavona mdvrsd izany kanefa zltwri nilaina
Ho solika kely fitaizana ny aina
Toa feno alahelo nandretsika hira
Ny dindo navelan'ireny andro ireny
Toa ako nilefa nankany an-dakira
Kanefa tsy maty fa mbola miteny
Toa sary manjavona feno taraina
Kanefa tadiavin'ny dwfastk fo ratraina.
Ny zava-niserana fony tanora
Toa aloka fotsiny nefa tononkira.serasera.org voaraiko
Nantsoin'ny nofy mamelona akora
Toa zavona mdvrsd izany kanefa zltwri nilaina
Ho solika kely fitaizana ny aina
Toa feno alahelo nandretsika hira
Ny dindo navelan'ireny andro ireny
Toa ako nilefa nankany an-dakira
Kanefa tsy maty fa mbola miteny
Toa sary manjavona feno taraina
Kanefa tadiavin'ny dwfastk fo ratraina.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rasamy GitaraVangy : 3554
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/02/2015 00:00
