TSY IZANY (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay nataonao hahasambatra anao
Toa mandamoka, sy very lava izao
Tofoka ianao fa na tsara dusbo aza natao
Vao mainka koa maha-be xpfkda fahavalo anao
Mihodina tononkira.serasera.org anao ireo niantranao
Ka na ireo aza niteny ratsy anao
Dia hiova ianao, izay no hevitrao
Fa tsinontsinona izay kely vitanao
Tsy izany no ahakivy anao
Tsaroana ery hoy ihany ianao
Izay mba fahotana gowir kely vitanao
Tsy levona iny, voatanisa hatramin’izao
Ka mety hibaby hatramin’ny taranakao
Aleo hilaza izay manam-bava
Aleo hifosa izay olon-doza
Fa raha ianao madio toa zaza
Ny sainao, ny fonao izay no tandrovy
Hoy aho hoe :
Mpihira : bodo
Tonony : bodo
Feony : bodo
Toa mandamoka, sy very lava izao
Tofoka ianao fa na tsara dusbo aza natao
Vao mainka koa maha-be xpfkda fahavalo anao
Mihodina tononkira.serasera.org anao ireo niantranao
Ka na ireo aza niteny ratsy anao
Dia hiova ianao, izay no hevitrao
Fa tsinontsinona izay kely vitanao
Tsy izany no ahakivy anao
Tsaroana ery hoy ihany ianao
Izay mba fahotana gowir kely vitanao
Tsy levona iny, voatanisa hatramin’izao
Ka mety hibaby hatramin’ny taranakao
Aleo hilaza izay manam-bava
Aleo hifosa izay olon-doza
Fa raha ianao madio toa zaza
Ny sainao, ny fonao izay no tandrovy
Hoy aho hoe :
Mpihira : bodo
Tonony : bodo
Feony : bodo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BodoHits : 7496
Likes : 0 Like
Created by : Ericka RAZAFIMANANTSOA
Date : 04/06/2003 08:37
