Manantena (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misento aho indraika malala
Torovana mahatsiaro irery
Kanefa ny toky tsy miala
Manery ahy, ka tsy mbola very
ref: Ho nofy ve ’zany andro izany
Dia ’lay ora ,zay antenaintsika
gnlmw Tongava malaky, aza avela ho lany
Ity fanantenana amintsika
Ny adidy izay vitako etoana
Dia hotontosaiko avokoa
Porofo fa mbola tsy foana
ilay toky andrandraintsika roa
tononkira.serasera.org Hiandry aho ka hiandry hatrany
ocmhzhk Na mafy aza ny manantena
Fo feno toky sikino hatrany
Fa hoavy clja izany andro izany
Torovana mahatsiaro irery
Kanefa ny toky tsy miala
Manery ahy, ka tsy mbola very
ref: Ho nofy ve ’zany andro izany
Dia ’lay ora ,zay antenaintsika
gnlmw Tongava malaky, aza avela ho lany
Ity fanantenana amintsika
Ny adidy izay vitako etoana
Dia hotontosaiko avokoa
Porofo fa mbola tsy foana
ilay toky andrandraintsika roa
tononkira.serasera.org Hiandry aho ka hiandry hatrany
ocmhzhk Na mafy aza ny manantena
Fo feno toky sikino hatrany
Fa hoavy clja izany andro izany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AingaVangy : 8543
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : keyntah
Daty : 14/03/2006 14:12
