Manantena (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misento aho indraika malala
Torovana mahatsiaro xtgyw irery
Kanefa ny toky tsy miala
Manery ahy, ka tsy mbola very
ref: Ho nofy ve ’zany andro izany
qjvwpgmb Dia ’lay ora ,zay antenaintsika
Tongava malaky, aza avela ho lany
lclpzscd Ity fanantenana amintsika
Ny adidy izay vitako etoana
Dia hotontosaiko avokoa
Porofo fa mbola tsy foana
ilay toky andrandraintsika roa
Hiandry aho ka hiandry hatrany
Na tononkira.serasera.org mafy aza ny manantena
Fo feno toky sikino hatrany
Fa hoavy izany andro izany
Torovana mahatsiaro xtgyw irery
Kanefa ny toky tsy miala
Manery ahy, ka tsy mbola very
ref: Ho nofy ve ’zany andro izany
qjvwpgmb Dia ’lay ora ,zay antenaintsika
Tongava malaky, aza avela ho lany
lclpzscd Ity fanantenana amintsika
Ny adidy izay vitako etoana
Dia hotontosaiko avokoa
Porofo fa mbola tsy foana
ilay toky andrandraintsika roa
Hiandry aho ka hiandry hatrany
Na tononkira.serasera.org mafy aza ny manantena
Fo feno toky sikino hatrany
Fa hoavy izany andro izany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AingaVisites : 8673
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : keyntah
Date : 14/03/2006 14:12
