Tiako loatra (elsie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Ataoko ampy ahy ireo ’zay natolotrao
Nolazainao fa hoe avy ao am-po
Ary ampy hifaliako, f’efa natokana ho ahy
Ilay fitia ’zay nandrasako
Tsy misy ilaiko, raha ny ankoatra anao
Fa ny masaka an-tsaiko dia ianao
Fa tiako loatra ianao, tsy foiko tokoa
Na ho mafy na ho mora no iarahantsika roa
Tiako yfigep loatra ianao, tsy foiko tokoa
Tsy haharesy lahatra lgyumzsz ahy ’zay milaza fa ianao,
Tsy ho ahy
Tsy hitady intsony aho, hafa hasolo anao
F’efa ianao no andry iankinako
Ary omeko ny foko, tsy hiandry tambiny aho
Fa hafoiko eny ny amiko
Tsy misy ilaiko, raha ny ankoatra anao
Fa ny masaka an-tsaiko dia ianao
Fa tiako loatra ianao, tsy foiko tokoa
Na ho mafy na ho mora no iarahantsika roa
Tiako loatra ianao, tsy foiko tokoa
Tsy haharesy lahatra ahy ’zay milaza fa ianao,
Tsy lgcq ho ahy
Tonony sy feony: Elsie
Programmation: Haja Rakotonimanga

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : elsieHits : 7552
Likes : 0 Like
Created by : hertix
Date : 21/06/2006 04:58