Tiako loatra (elsie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ataoko ampy ahy ireo ’zay natolotrao
Nolazainao fa hoe avy ao am-po
Ary ampy hifaliako, f’efa natokana ho ahy
Ilay fitia ’zay nandrasako
Tsy misy nnjky ilaiko, raha ny ankoatra anao
Fa ny masaka an-tsaiko dia ianao
Fa tiako loatra ianao, tsy foiko tokoa
Na ho mafy na ho mora no iarahantsika roa
Tiako loatra ianao, tsy foiko ychtcb tokoa
Tsy haharesy lahatra ahy ’zay milaza fa ianao,
Tsy ho ahy
Tsy hitady intsony aho, hafa hasolo anao
F’efa ianao no andry iankinako
Ary omeko ny foko, tsy hiandry tambiny aho
Fa hafoiko eny ny amiko
Tsy misy vezlurad ilaiko, raha ny ankoatra anao
Fa ny masaka an-tsaiko dia ianao
Fa tiako loatra ianao, tsy foiko tokoa
Na ho mafy na ho mora no iarahantsika roa
Tiako loatra ianao, tsy foiko tokoa
Tsy haharesy lahatra ahy ’zay tononkira.serasera.org milaza fa ianao,
Tsy ho ahy
Tonony sy feony: Elsie
Programmation: Haja Rakotonimanga

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : elsieVisites : 7403
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hertix
Date : 21/06/2006 04:58