Dada malala (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
E izany fahiny
Dia ho nofiko ve ny fahiny
Diavola-mazava re anilan’i Dada sy Neny
Ry rivotra ambadiky ny ala
Mba any ve Dada malala
Lazalazao re fa manina azy aho izao
Dada malala tsy foiko indrindra
Lazalazao re fa manina azy aho izao
Ry rivotra ambadiky ny ala
Mba any ve Dada malala
Lazalazao re fa manina azy aho izao
E ry volana ambony
Ny lasa tsy hiverina intsony
Ireny tononkira.serasera.org sedram-pihafiana ireny e
Mitsaika tsy maty ao am-po
Ry rivotra qmvfxsq ambadiky ny ala
Mba any ve Dada yfqzpnfl malala
Lazalazao re fa manina azy aho izao
Dada malala tsy foiko indrindra
Lazalazao re fa manina azy aho izao
Ry rivotra ambadiky ny ala
Mba any ve Dada malala
Lazalazao eqmhui re fa manina azy aho izao
Dia ho nofiko ve ny fahiny
Diavola-mazava re anilan’i Dada sy Neny
Ry rivotra ambadiky ny ala
Mba any ve Dada malala
Lazalazao re fa manina azy aho izao
Dada malala tsy foiko indrindra
Lazalazao re fa manina azy aho izao
Ry rivotra ambadiky ny ala
Mba any ve Dada malala
Lazalazao re fa manina azy aho izao
E ry volana ambony
Ny lasa tsy hiverina intsony
Ireny tononkira.serasera.org sedram-pihafiana ireny e
Mitsaika tsy maty ao am-po
Ry rivotra qmvfxsq ambadiky ny ala
Mba any ve Dada yfqzpnfl malala
Lazalazao re fa manina azy aho izao
Dada malala tsy foiko indrindra
Lazalazao re fa manina azy aho izao
Ry rivotra ambadiky ny ala
Mba any ve Dada malala
Lazalazao eqmhui re fa manina azy aho izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AingaVangy : 23772
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 15/12/2002 14:04
