Dada malala (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
E izany fahiny
Dia ho nofiko ve ny fahiny
Diavola-mazava re anilan’i Dada sy Neny
Ry rivotra ambadiky ny ala
Mba any ve Dada malala
ihbys Lazalazao re fa manina azy aho izao
Dada malala tsy foiko indrindra
Lazalazao re fa manina azy aho izao
Ry rivotra ambadiky ny ala
Mba any ve Dada malala
Lazalazao re fa manina azy aho izao
E ry volana ambony
Ny lasa tsy hiverina intsony
Ireny sedram-pihafiana ireny e
Mitsaika tsy maty ao am-po
Ry rivotra tononkira.serasera.org ambadiky sizdjh ny ala
Mba any ve Dada malala
Lazalazao re fa manina azy aho izao
Dada malala tsy foiko indrindra
Lazalazao re fa hwany manina azy aho izao
Ry rivotra ambadiky ny ala
Mba any ve Dada malala
Lazalazao re fa manina azy aho izao
Dia ho nofiko ve ny fahiny
Diavola-mazava re anilan’i Dada sy Neny
Ry rivotra ambadiky ny ala
Mba any ve Dada malala
ihbys Lazalazao re fa manina azy aho izao
Dada malala tsy foiko indrindra
Lazalazao re fa manina azy aho izao
Ry rivotra ambadiky ny ala
Mba any ve Dada malala
Lazalazao re fa manina azy aho izao
E ry volana ambony
Ny lasa tsy hiverina intsony
Ireny sedram-pihafiana ireny e
Mitsaika tsy maty ao am-po
Ry rivotra tononkira.serasera.org ambadiky sizdjh ny ala
Mba any ve Dada malala
Lazalazao re fa manina azy aho izao
Dada malala tsy foiko indrindra
Lazalazao re fa hwany manina azy aho izao
Ry rivotra ambadiky ny ala
Mba any ve Dada malala
Lazalazao re fa manina azy aho izao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AingaHits : 23688
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 15/12/2002 14:04
