TSY MAHATSIARO (Volavie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
sendra nitopy niakandrefana ny masoko
any mantsy kpmnuag ilay tanana niaviako
any koa ianao malala, olontiako
zaho irery aty manahy , miady saina
ref:
fa tsy mahatsiaro ianao
toa tsy mahatsiaro ianao
tsy mahatsiaro ianao tononkira.serasera.org emhd lavitra any ufptpb
tsy mahatsiaro ianao
tsy mahatsiaro ianao
tsy mahatsiaro ianao, akia/any/tant pis
taratasy maro zay no nalefako
saingy indrisy mantsy anie tsy nisy valiny
asa loatra lahy zay zavatra miseho aty
tsy salama ve sa efa nanadino
any mantsy kpmnuag ilay tanana niaviako
any koa ianao malala, olontiako
zaho irery aty manahy , miady saina
ref:
fa tsy mahatsiaro ianao
toa tsy mahatsiaro ianao
tsy mahatsiaro ianao tononkira.serasera.org emhd lavitra any ufptpb
tsy mahatsiaro ianao
tsy mahatsiaro ianao
tsy mahatsiaro ianao, akia/any/tant pis
taratasy maro zay no nalefako
saingy indrisy mantsy anie tsy nisy valiny
asa loatra lahy zay zavatra miseho aty
tsy salama ve sa efa nanadino
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : VolavieVangy : 2828
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : raozigasy
Daty : 02/05/2013 22:29
