You are here: home > Tononkira > Volavie

VINANTO (Volavie)

https://tononkira.serasera.org/hira/volavie-/vinanto

koa tsy mangimangitry miparipariaka
vadin olo aza vidividiagna
koa tsy manambola avilay raha n olo oya

mbola hoavy ny vidinjirofo,
ho avy koa amro ny vidinkafe
a tamatave ampakaagana anao oia

anao koa tia zazho
vtononkira.serasera.orgolamena amiagana zaho
vinanton i mamanao za avakeo oia

mhmhmhmhmhmhmhm

mandignidignasa ee mandignidignasa( x 8)
ah cherie e
fa mbola ho avy e
ny vidinjirofo, ny vidinkafe
a tamatave , hagnano mariazy e
ah cheriko, adiasa zaho , fa tiako anao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Volavie
Mpamaky : 1378
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : raozigasy
Tamin'ny : 02/05/2013 20:30:48
ID : 6317

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo