TSY MAHATSIARO (Volavie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
sendra nitopy niakandrefana atvmqpze ny masoko
any mantsy ilay tanana niaviako
any koa ianao malala, olontiako
zaho irery aty manahy , miady saina
ref:
fa tsy mahatsiaro ianao
toa tsy mahatsiaro ianao
tsy mahatsiaro ianao lavitra any
tsy mahatsiaro ianao
tsy mahatsiaro tononkira.serasera.org ianao
tsy mahatsiaro ianao, akia/any/tant pis
taratasy maro zay no nalefako
saingy indrisy mantsy anie tsy nisy valiny
asa loatra lahy zay zavatra miseho aty
tsy salama ve sa awlaxw efa nanadino
kdhxez
any mantsy ilay tanana niaviako
any koa ianao malala, olontiako
zaho irery aty manahy , miady saina
ref:
fa tsy mahatsiaro ianao
toa tsy mahatsiaro ianao
tsy mahatsiaro ianao lavitra any
tsy mahatsiaro ianao
tsy mahatsiaro tononkira.serasera.org ianao
tsy mahatsiaro ianao, akia/any/tant pis
taratasy maro zay no nalefako
saingy indrisy mantsy anie tsy nisy valiny
asa loatra lahy zay zavatra miseho aty
tsy salama ve sa awlaxw efa nanadino
kdhxez
--------
Link:
About this song
Artist : VolavieHits : 2892
Likes : 1 Like
Created by : raozigasy
Date : 02/05/2013 22:29
