'NDEHA RE (Vanintsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'NDEHA RE !
Andeha isika, 'ndeha isika hiaraka e!
Hiara-hikolo 'ty nosy miavaka
Ho hajaintsika irony fananana
harenantsika iaraha-manana crnqq
Ho entintsika am-pisainana e!
Ny fitandroana ny tontolo iainana
Izay tsy nety, 'ndeha re harenina
Ireo hadalana tsy am-piheverana
Ka raiso izay tandrify e!
Zoto arahin-tsiky byfqrbhd ô!
Finiavana no qnoyg ilaina
Hombàna herin-tsaina
'Ndeha re hifampitantana
Hifanoro sy hifananatra, rahavako ô!
Aleo hivalona any anie ireo fitiavan-tena
Ireo zava-manan'aina sy biby any an'ala re!
Aza vonovonoina na gafigafiana
Ireo harem-pirenena tsy fahita firy
Arovy tsy ho fongotra, ho voatahiry
Ny tena mahonena sy mahavaky fo
Dia ny sokatra misy manondrana koa
Ireny anie no harenan'ity Gasikara
Tsy tiana ho lany tamingana koa any afara
Ireo hany harena mampiavaka antsika,
Voaondrana foana, any dia tsy hita
Na ireo volamena na ny andramena
Efa mila ho ripak'ireo tia tena.
Fa ity koa no mila tandremana mafy,
Mosarena ny tany, maina aok'izany
Ny hazo tinapaka, ringana, foana
Ny dorotanety mampiteny ny moana
Aza doradorana re ny tanety e!
Raha azo atao ihany manaova ny mety
Tsy hilatsaka ny orana, fongotra ny ala
Mosarena, makiana sy maina ny tany
Ny fananana iombonana, haingon-tanàna re!
Mba kajikajiana, aza simbasimbaina
Raha samy mitandrina sy tononkira.serasera.org manatsara hoy aho
Dia mba misy ho lovain'ireo dimby sy fa
A/C Vanintsoa
Andeha isika, 'ndeha isika hiaraka e!
Hiara-hikolo 'ty nosy miavaka
Ho hajaintsika irony fananana
harenantsika iaraha-manana crnqq
Ho entintsika am-pisainana e!
Ny fitandroana ny tontolo iainana
Izay tsy nety, 'ndeha re harenina
Ireo hadalana tsy am-piheverana
Ka raiso izay tandrify e!
Zoto arahin-tsiky byfqrbhd ô!
Finiavana no qnoyg ilaina
Hombàna herin-tsaina
'Ndeha re hifampitantana
Hifanoro sy hifananatra, rahavako ô!
Aleo hivalona any anie ireo fitiavan-tena
Ireo zava-manan'aina sy biby any an'ala re!
Aza vonovonoina na gafigafiana
Ireo harem-pirenena tsy fahita firy
Arovy tsy ho fongotra, ho voatahiry
Ny tena mahonena sy mahavaky fo
Dia ny sokatra misy manondrana koa
Ireny anie no harenan'ity Gasikara
Tsy tiana ho lany tamingana koa any afara
Ireo hany harena mampiavaka antsika,
Voaondrana foana, any dia tsy hita
Na ireo volamena na ny andramena
Efa mila ho ripak'ireo tia tena.
Fa ity koa no mila tandremana mafy,
Mosarena ny tany, maina aok'izany
Ny hazo tinapaka, ringana, foana
Ny dorotanety mampiteny ny moana
Aza doradorana re ny tanety e!
Raha azo atao ihany manaova ny mety
Tsy hilatsaka ny orana, fongotra ny ala
Mosarena, makiana sy maina ny tany
Ny fananana iombonana, haingon-tanàna re!
Mba kajikajiana, aza simbasimbaina
Raha samy mitandrina sy tononkira.serasera.org manatsara hoy aho
Dia mba misy ho lovain'ireo dimby sy fa
A/C Vanintsoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VanintsoaVangy : 1134
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : baloba
Daty : 09/02/2024 19:11
