TSY MAHATSIARO (Volavie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
sendra nitopy niakandrefana ny masoko
any mantsy ilay tanana niaviako
any koa ianao malala, olontiako
zaho irery aty manahy , miady saina
ref:
fa tsy mahatsiaro ianao
toa tsy mahatsiaro ldstnge ianao
tsy mahatsiaro ianao lavitra any
tsy mahatsiaro ianao
tsy mahatsiaro ianao
tsy mahatsiaro ianao, akia/any/tant pis
taratasy zuypcbx maro zay no nalefako
saingy indrisy tononkira.serasera.org mantsy anie tsy nisy valiny
asa loatra lahy zay zavatra miseho aty
tsy salama ve sa acehw efa nanadino
any mantsy ilay tanana niaviako
any koa ianao malala, olontiako
zaho irery aty manahy , miady saina
ref:
fa tsy mahatsiaro ianao
toa tsy mahatsiaro ldstnge ianao
tsy mahatsiaro ianao lavitra any
tsy mahatsiaro ianao
tsy mahatsiaro ianao
tsy mahatsiaro ianao, akia/any/tant pis
taratasy zuypcbx maro zay no nalefako
saingy indrisy tononkira.serasera.org mantsy anie tsy nisy valiny
asa loatra lahy zay zavatra miseho aty
tsy salama ve sa acehw efa nanadino
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : VolavieVangy : 2799
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : raozigasy
Daty : 02/05/2013 22:29
