N'aiza misy ahy (Black Nadia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N’aiza misy ahy hotsaroako xnbf tononkira.serasera.org foana ianao
Ny elanelan-tany tsy hanova ny fitiavako
Amin’ny alina mangina ianao no jyar ao an-tratrako ao
Harenako ianao, hqplfo tsy atakaloko
Satria lamba irakofako

Ireo dina izay natao
No hajaiko noho ianao
Ianao no ilay nofinidy
Na amy mamy na mangidy
‘Reo rendrarendra eto an-tany
Dia nafoiko noho ianao
Raha sendra aho ka tomany
Ianao no anilako ao

(A/C Rolland Raelison)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Black Nadia
Vangy : 3315
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 06/02/2022 18:35
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0205