N'aiza misy ahy (Black Nadia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N’aiza misy ahy hotsaroako foana ianao
Ny elanelan-tany tsy hanova ny fitiavako
Amin’ny alina mangina ianao no ao an-tratrako ao
Harenako ianao, xhbdvy tsy atakaloko
Satria lamba irakofako

Ireo dina izay natao
No hajaiko noho ianao
Ianao no ilay nofinidy
Na amy mamy na hhdmlge mangidy
‘Reo ajil rendrarendra eto an-tany
Dia nafoiko noho ianao
Raha sendra aho tononkira.serasera.org ka tomany
Ianao no anilako ao

(A/C Rolland Raelison)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Black Nadia
Visites : 3619
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 06/02/2022 18:35
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3498