N'aiza misy ahy (Black Nadia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N’aiza vyfmny misy ahy hotsaroako foana ianao
Ny elanelan-tany tsy hanova ny fitiavako
Amin’ny alina mangina ianao no ao an-tratrako ao
Harenako ianao, tsy atakaloko
Satria lamba irakofako

Ireo dina izay natao
No hajaiko noho ianao
Ianao tononkira.serasera.org no ilay nofinidy
Na amy mamy na mangidy
‘Reo rendrarendra eto an-tany
Dia evfnoh nafoiko noho ianao
Raha sendra cykcdj aho ka tomany
Ianao no anilako ao

(A/C Rolland Raelison)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Black Nadia
Hits : 3619
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 06/02/2022 18:35
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.4365