Gasy mody (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Handeha ho any ianao ka fantaro
Fa tsisy paradisa ho vantanina any
Omany dieny izao fa sento jhwymakr lavitrisa
No ho vantaninao noho ny fahantrany
Fandrao dia manantena ny tononkira.serasera.org lonaka ianao
Raha aoopsz mody an-tanindrazana
Tandremo dia tandremo
Sao ranomaso sisa no ho fihazana
Fa soa fa fantatrao f’ilay fanahy velona
No ho katsahinao d’ilay lamba tsara tenona
Tinafy rasw hatramin’izay
‘Lay vongam-bolamena
‘Lay antsa sarobidy
Ny teny soa tadidy
Tsy maty ao am-ponao
Izay ‘lay taninao
Na dia tonta aza tsy amidy
Tsy atakalo randram-bao
Tonony : bodo
Feony : bessa
Fa tsisy paradisa ho vantanina any
Omany dieny izao fa sento jhwymakr lavitrisa
No ho vantaninao noho ny fahantrany
Fandrao dia manantena ny tononkira.serasera.org lonaka ianao
Raha aoopsz mody an-tanindrazana
Tandremo dia tandremo
Sao ranomaso sisa no ho fihazana
Fa soa fa fantatrao f’ilay fanahy velona
No ho katsahinao d’ilay lamba tsara tenona
Tinafy rasw hatramin’izay
‘Lay vongam-bolamena
‘Lay antsa sarobidy
Ny teny soa tadidy
Tsy maty ao am-ponao
Izay ‘lay taninao
Na dia tonta aza tsy amidy
Tsy atakalo randram-bao
Tonony : bodo
Feony : bessa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 7876
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ericka
Daty : 29/02/2004 00:30
