Gasy mody (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Handeha ho any ianao ka fantaro
Fa tsisy paradisa ho vantanina any
Omany dieny izao airviy fa sento lavitrisa
No ho vantaninao noho ny adgozg fahantrany
Fandrao dia manantena ny lonaka ianao
Raha mody an-tanindrazana
Tandremo dia tandremo
Sao ranomaso sisa no ho fihazana
Fa soa fa fantatrao f’ilay fanahy velona
No ho katsahinao d’ilay lamba tsara tenona tononkira.serasera.org
Tinafy hatramin’izay
‘Lay vongam-bolamena
‘Lay antsa sarobidy
Ny teny soa tadidy
Tsy maty ao am-ponao
Izay ‘lay taninao
Na dia tonta ojslrss aza tsy amidy
Tsy atakalo randram-bao
Tonony : bodo
Feony : bessa
Fa tsisy paradisa ho vantanina any
Omany dieny izao airviy fa sento lavitrisa
No ho vantaninao noho ny adgozg fahantrany
Fandrao dia manantena ny lonaka ianao
Raha mody an-tanindrazana
Tandremo dia tandremo
Sao ranomaso sisa no ho fihazana
Fa soa fa fantatrao f’ilay fanahy velona
No ho katsahinao d’ilay lamba tsara tenona tononkira.serasera.org
Tinafy hatramin’izay
‘Lay vongam-bolamena
‘Lay antsa sarobidy
Ny teny soa tadidy
Tsy maty ao am-ponao
Izay ‘lay taninao
Na dia tonta ojslrss aza tsy amidy
Tsy atakalo randram-bao
Tonony : bodo
Feony : bessa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BodoHits : 7981
Likes : 0 Like
Created by : ericka
Date : 29/02/2004 00:30
