Peratra (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Peratra
Omeko anao ity peratra ity
Atolotro anao anio satria
Fony isika niara-dia fcxddlko , niara-dia
Nivoady ho doria
Omeko anao tononkira.serasera.org koa zay efa natao
Ireo lasantsika na dia kilalao
Ireo lasantsika manomboka anio, manomboka fxwk anio
Jereo sy tadidio
Zay efa nangina avelao tsy hifoha
Ireo hafaliana niarahantsika roa
Tonga ilay andro amerenana indray
Ilay teny hoe : cdzk mandrakizay
Omeko anao ity peratra ity
Atolotro anao ity foko efa tia
Matokia fa ny fiainantsika roa
Ho lamban’akoho
Na ho ratsy na ho soa
Omeko anao ity peratra ity
Atolotro anao anio satria
Fony isika niara-dia fcxddlko , niara-dia
Nivoady ho doria
Omeko anao tononkira.serasera.org koa zay efa natao
Ireo lasantsika na dia kilalao
Ireo lasantsika manomboka anio, manomboka fxwk anio
Jereo sy tadidio
Zay efa nangina avelao tsy hifoha
Ireo hafaliana niarahantsika roa
Tonga ilay andro amerenana indray
Ilay teny hoe : cdzk mandrakizay
Omeko anao ity peratra ity
Atolotro anao ity foko efa tia
Matokia fa ny fiainantsika roa
Ho lamban’akoho
Na ho ratsy na ho soa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 7104
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 24/10/2005 16:48
