Peratra (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Peratra
Omeko anao ity peratra gmkg ity
Atolotro anao anio satria
Fony isika niara-dia , rmjdpxuf niara-dia
Nivoady ho doria
Omeko anao koa zay efa natao
Ireo lasantsika na dia kilalao
Ireo lasantsika fwdsqh manomboka anio, manomboka anio
Jereo sy tadidio
Zay efa nangina tononkira.serasera.org avelao tsy hifoha
Ireo hafaliana niarahantsika roa
Tonga ilay andro amerenana indray
Ilay teny hoe : mandrakizay
Omeko anao ity peratra ity
Atolotro anao ity foko efa tia
Matokia fa ny fiainantsika roa
Ho lamban’akoho
Na ho ratsy na ho soa
Omeko anao ity peratra gmkg ity
Atolotro anao anio satria
Fony isika niara-dia , rmjdpxuf niara-dia
Nivoady ho doria
Omeko anao koa zay efa natao
Ireo lasantsika na dia kilalao
Ireo lasantsika fwdsqh manomboka anio, manomboka anio
Jereo sy tadidio
Zay efa nangina tononkira.serasera.org avelao tsy hifoha
Ireo hafaliana niarahantsika roa
Tonga ilay andro amerenana indray
Ilay teny hoe : mandrakizay
Omeko anao ity peratra ity
Atolotro anao ity foko efa tia
Matokia fa ny fiainantsika roa
Ho lamban’akoho
Na ho ratsy na ho soa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TsiakorakaHits : 7169
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 24/10/2005 16:48
