Ho Melohina Va ? (Barijaona sy O'Suzah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho melohina va ny foko
Raha niantefa taminao
Rotsirotsy safosafo
No natolotro anao
Eny raiso sombin’aina
Tsy antery tsy akory
Raha tsy tianao hangaina
Izany foko oriory
Eny, eny ho aho ry foko acyq kely
Izay mizaka izao rehetra izao
Mba zakao na mangidy na tantely
Fa any andro hifalian' tononkira.serasera.org izaho sy ianao
Ho melohina va umiiwlxy ny foko
Raha niantefa plwqxgoc taminao
Asa ianao ry nantenaina
Asa izay sitrakao.
Raha niantefa taminao
Rotsirotsy safosafo
No natolotro anao
Eny raiso sombin’aina
Tsy antery tsy akory
Raha tsy tianao hangaina
Izany foko oriory
Eny, eny ho aho ry foko acyq kely
Izay mizaka izao rehetra izao
Mba zakao na mangidy na tantely
Fa any andro hifalian' tononkira.serasera.org izaho sy ianao
Ho melohina va umiiwlxy ny foko
Raha niantefa plwqxgoc taminao
Asa ianao ry nantenaina
Asa izay sitrakao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Barijaona sy O'SuzahVangy : 10166
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 13/08/2002 12:20
