MAMELA AZY (HIRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Marina fa nanao ny tsy nety izy
Nanao hadisoana taminao
Nankarary anao tokoa ireny
Navesatra tao am-ponao
Raha niteny sy nitaraina
Tsy xmcsa mba nohenoiny ianao.

     szqcat Anefa izao, tonga aminao izy
     Mifona sy mitalaho
     Ka mba raiso raha sitrakao
     Mamela bztfhkl azy, fa aza manamafy ny fonao.

Izay fotoana rehetra izay mantsy
Nisy nahafahany nisaintsaina
Nahatsapany izay tsy nety
Sy nahafantarany f’ianao ilainy
Nivoady ny tsy hamerina intsony
Ny fitiavany anao efa lalina ao am-pony.

     Anefa izao, tonga aminao izy
     Mifona sy mitalaho
     Ka mba raiso raha sitrakao
     tononkira.serasera.org Mamela azy, fa aza manamafy ny fonao.

Tonony sy feony : Henri Rachel

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : HIRA
Vangy : 4810
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : DERATOX
Daty : 07/07/2007 08:38
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0104