Ahy (Rak Roots)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tandrifin-drahona hono malala ny fitiavantsika
Indraindray maloka, indraindray koa manorana
Fa tsy misy olana, tsika no manazava
Raha zah no diavolana, ianao kintana mandravaka e
Betsaka ihany aki raha ireo tantarantsika
Nandalovana ny ady mafana sy ny mangatsiaka
Fa mbola eto foana e, wugbcrae tsika roa samy tsy hiala
Diso ve ny tena raha hiteny hoe : "za maka antsika"
Am-pitsikiana no ilazako fa
Valim-bavako ianao e
Fanomezana pbihql avy ao Ambony ao
Nomenao ahy, ilay tena notadiaviko
Tena nomeny e
Misaotra anao Ray
REFRAIN (x2):
Ahy ny malalako, ary azy aho e
zaho ho anao e, ianao ho ahy e
Ahy ny malalako, ary azy aho e
ny foko omeko e, ny anao ko omeo ana
Anio ho anao, dia lazaiko ny tsiambarateloko
Efa navadibadiko im-pito ny lelako o
Ny foko no avelako hiteny fa ny hafa no ferako o
Ny mombamomba ny ho avintsika no mandany lerako o
De manomboka eto ary ity ny tantarantsika
Andriamanitra Ray tononkira.serasera.org be fitiavana no hi-tantana antsika
Dia atolory ahy ny tananao e
Tena faly aho fwryiamm manana anao e
Am-pitsikiana no ilazako fa
Valim-bavako ianao e
Fanomezana avy ao Ambony ao
Nomenao ahy, ilay tena notadiaviko
Tena nomeny e
Misaotra anao Ray
Instrumental
REFRAIN (x3):
Ahy ny malalako, ary azy aho e
zaho ho anao e, ianao ho ahy e
Ahy ny malalako, ary azy aho e
ny foko omeko e, ny anao omeo ana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rak RootsVangy : 8526
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : aml_rml
Daty : 18/08/2022 08:53