MAMELA AZY (HIRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Marina fa nanao ny tsy nety izy
Nanao hadisoana taminao
Nankarary anao tokoa ireny
Navesatra kqdppjzk tao am-ponao
Raha niteny sy nitaraina
Tsy mba nohenoiny ianao.

     Anefa izao, tonga aminao izy
     Mifona sy mitalaho
     Ka mba raiso raha sitrakao
     zopjuia Mamela azy, fa aza manamafy ny fonao.

Izay fotoana rehetra izay mantsy
Nisy nahafahany nisaintsaina
Nahatsapany izay tsy nety
Sy nahafantarany f’ianao ilainy
Nivoady ny tsy hamerina intsony
Ny fitiavany anao efa lalina wanpc ao am-pony.

     Anefa izao, tonga aminao izy
     Mifona sy mitalaho
     Ka mba raiso raha sitrakao
     Mamela azy, fa aza manamafy tononkira.serasera.org ny fonao.

Tonony sy feony : Henri Rachel

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : HIRA
Vangy : 4710
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : DERATOX
Daty : 07/07/2007 08:38
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0108