Lasa ianao (Fafah Mitia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na na na na na na
Oh oh ouh oh oh oh
Toa mbola tsaroako ireo
Sangy2 fanao tononkira.serasera.org taloha
Oroka2 sy tamby2 koa
Toa tsy noheverina hoe hisaraka rehefa any aorina
Fa ho eo anilanao foana aho ry miyavafo Tiana
Kanjo ianao hwseqerx nilaza hoe
Aleo hifarana hatreo ilay fiarahana
Ref: Lasa ianao, toa tsy niverina intsony
Ka izaho nangina irery teo
Lasa ianao, toa qhzvrgjf tsy niherika intsony
Ka ny alokao no sisa tazako eo
Toa nahatsiaro irery raha nilaozanao
Efa zatra loatra ny teo ankaikinao
Ka tsy ho haiko ny hitia olon-kafa noho ianao
Fa ianao ilay nofinidiko
Kanjo ianao nilaza hoe
Aleo hifarana hatreo ilay fiarahana
Ref: (*3) Lasa ianao, toa tsy niverina intsony
Ka izaho nangina irery teo
Lasa ianao, toa tsy niherika intsony
Ka ny alokao no sisa tazako eo
Fafah Mitia

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fafah MitiaVangy : 1411
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nathiie
Daty : 05/09/2023 14:00